Epistily ho an'ny Hebreo 6:5
ary efa nanandrana ny teny tsaran’ Andriamanitra sy ny herin’ ny fiainana ho avy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And have tasted the good word of God, and the powers of the world to come,
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 6
Cross References
Matthew 13:20Fa ilay nafafy teny amin’ ny tany marivo ambony vatolampy dia izay mandre ny teny ka malaky mandray azy amin’ ny hafaliana;
Mark 6:20Fa Heroda natahotra an’ i Jaona, satria fantany fa lehilahy marina sy masìna izy, ka dia niaro azy izy; ary rehefa nandre azy izy, dia very hevitra be ihany; ary nihaino azy tamin’ ny hafaliana izy.
Hebrews 2:5Fa tsy anjely no nampanekeny ny fiainana ho avy, izay lazainay.
2 Peter 2:20Fa raha misy efa afaka amin’ ny fahalotoan’ izao tontolo izao noho ny fahalalana tsara an’ i Jesosy Kristy, Tompo sy Mpamonjy, nefa voasingotr’ izany indray ka resy, ny farany dia ratsy noho ny voalohany.