Epistily ho an'ny Hebreo 7:10
satria mbola tao an-kibon-drainy ihany izy tamin’ ny nitsenan’ i Melkizedeka an’ i Abrahama.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For he was yet in the loins of his father, when Melchisedec met him.
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 7
Cross References
Genesis 46:26Ny isan’ izay rehetra nankany Egypta niaraka tamin’ i Jakoba, dia izay naloaky ny kibony, afa-tsy ny vadin’ ny zanakalahin’ i Jakoba dia enina amby enim-polo.
Hebrews 7:5Ary izay avy tamin’ ny taranak’ i Levy ka mandray ny fisoronana no mahazo teny haka ny fahafolon-karena amin’ ny olona araka ny lalàna, dia amin’ ny rahalahiny izany, na dia teraky ny kibon’ i Abrahama aza ireny;