Epistily ho an'ny Hebreo 7:12
Fa raha ovana ny fisoronana, dia tsy maintsy ovana koa ny lalàna.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For the priesthood being changed, there is made of necessity a change also of the law.
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 7
Cross References
Isaiah 66:21Ary avy amin’ ireo aza no hakako ho mpisorona sy Levita, hoy Jehovah.
Ezekiel 16:61Dia hotsarovanao ny nalehanao, ka ho menatra ianao, raha mandray ireo rahavavinao, dia ny zokinao sy ny zandrinao; ka homeko ho zanakao-vavy ireo, na dia tsy mba isan’ ilay nanaovako fanekena taminao aza.