Epistily ho an'ny Hebreo 7:17
Fa Izy dia nambara hoe: “Hianao no Mpisorona mandrakizay Araka ny fanaon’ i Melkizedeka”.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For he testifieth, Thou art a priest for ever after the order of Melchisedec.
In Context
18Fa misy fahafoanana ny didy nialoha noho ny halemeny sy ny tsi-fanasoavany
Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 7
Cross References
Psalms 110:4Efa nianiana Jehovah ka tsy hanenina: Hianao no Mpisorona mandrakizay Araka ny fanaon’ i Melkizedeka.
Hebrews 5:10fa notononin’ Andriamanitra hoe Mpisoronabe “araka ny fanaon’ i Melkizedeka.”
Hebrews 7:15Ary hita marimarina kokoa indray izany, raha misy Mpisorona hafa miseho ka tahaka an’ i Melkizedeka,