Epistily ho an'ny Hebreo 9:17
Fa mafy ny didim-pananana, rehefa tonga ny fahafatesana; fa tsy mafy akory izany, raha mbola velona ilay nanao azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
16Fa raha misy didim-pananana, dia teny foana izany, raha tsy efa maty izay nanao azy.
18Koa na dia ny fanekena voalohany aza dia tsy nohamasinina raha tsy nisy rà.
Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 9
Cross References
John 14:27Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo; tsy tahaka ny fanomen’ izao tontolo izao no fanomeko anareo. Aza malahelo na matahotra ny fonareo.