Epistily ho an'ny Hebreo 9:18
Koa na dia ny fanekena voalohany aza dia tsy nohamasinina raha tsy nisy rà.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Whereupon neither the first testament was dedicated without blood.
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 9
Cross References
Exodus 12:22Dia makà hysopa iray fihina, ka atsobohy amin’ ny rà izay ao anatin’ ny bakoly ary ny rà izay ao anatin’ ny bakoly dia anenteno amin’ ny tataom-baravarana sy ny tolana roa; ary aza misy mivoaka eo am-baravaran’ ny tranonareo avy ianareo ambara-pahamarain’ ny andro.
Hebrews 8:7Fa raha tsy nanan-tsiny izany fanekena voalohany izany, dia tsy mba nisy fitoerana hotadiavina ho an’ ny faharoa.
Hebrews 9:22Ary saiky diovina amin’ ny rà avokoa ny zavatra rehetra araka ny lalàna; fa raha tsy misy rà alatsaka, dia tsy misy famelan-keloka.