bible.software › Bokin'i Hosea › Bokin'i Hosea 1 › Bokin'i Hosea 1:3
Bokin'i Hosea 1:3
Dia lasa izy naka an’ i Gomera, zanakavavin’ i Diblaima; ary dia nanan’ anaka ravehivavy ka nitera-dahy taminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So he went and took Gomer the daughter of Diblaim; which conceived, and bare him a son.
In Context
2Tamin’ ny niandohan’ ny nitenenan’ i Jehovah tamin’ i Hosea dia hoy Jehovah taminy: Andeha ianao maka vady izay efa tena janga sy zanaky ny fijangajangana; fa fatra-pijangajanga miala amin’ i Jehovah ny tany.
4Ary hoy Jehovah taminy: Ataovy Jezirela no anarany; fa vetivety dia hovaliako ny taranak’ i Jeho noho ny rà nalatsaka tao Jezirela, ary hatsahatro ny fanjakan’ ny taranak’ Isiraely.
Read all of Bokin'i Hosea 1
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Hosea 1:3