bible.software › Bokin'i Hosea › Bokin'i Hosea 2 › Bokin'i Hosea 2:6
Bokin'i Hosea 2:6
Ary tsy hamindrako fo ny zanany, Satria zanaky ny fijangajangana ireny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Therefore, behold, I will hedge up thy way with thorns, and make a wall, that she shall not find her paths.
In Context
5Fandrao hampihanjahanjaiko izy ka hataoko toy ny tamin’ ny andro nahaterahany, ary hataoko toy ny efitra sy ny tany karankaina izy, eny, hataoko matin-ketaheta izy.
7Fa efa nijangajanga ny reniny, eny, ilay torontoronina azy efa nanao izay mahamenatra; Fa hoy izy: Hanaraka ireo lehilahiko ihany aho, Izay manome ahy ny hanin-kohaniko sy ny rano hosotroiko, sy ny volon’ ondriko sy ny rongoniko sy ny diloiloko ary ny fisotroko.
Read all of Bokin'i Hosea 2
Cross References
Job 19:8Ny lalako dia nofefeny, ka tsy afa-mandroso aho; ary nasiany maizina teo amin’ ny lalana alehako.
Lamentations 3:7Nofefeny manodidina aho ka tsy afa-nivoaka, nataony mavesatra ny gadrako.
Luke 19:43Fa ho avy aminao ny andro izay hananganan’ ny fahavalonao tovon-tany manodidina anao, dia hanemitra anao izy ka hanidy anao manodidina
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Hosea 2:6