bible.software › Bokin'i Isaia › Bokin'i Isaia 11 › Bokin'i Isaia 11:8
Bokin'i Isaia 11:8
Ny zaza minono hilalao amin’ ny lavaky ny vipera, ary ny zaza mitsaha-nono haninjitra ny tànany ao amin’ ny lavaky ny menarana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the sucking child shall play on the hole of the asp, and the weaned child shall put his hand on the cockatrice’ den.
In Context
7Ary ny ombivavy sy ny bera hiara-komana; Ny zanany hiara-mandry; Ary ny liona hihina-mololo tahaka ny omby;
9Ary tsy handratra na hanimba eran’ ny tendrombohitro masìna izy; Fa ny tany ho henika ny fahalalana an’ i Jehovah, tahaka ny anaronan’ ny rano ny fanambanin’ ny ranomasina.
Read all of Bokin'i Isaia 11
Cross References
Job 5:23Fa vita fanekena amin’ ny vato any an-tsaha aza ianao; Ary ny bibi-dia hihavana aminao;
Isaiah 59:5Mikotrika ny atodin’ ny menarana izy ary manenona ny tranon-kala; Izay homana ny atodin’ ireny dia ho faty, fa raha poritra iny, dia menarana no miporitsaka avy ao.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Isaia 11:8