Bokin'i Isaia 14:5
Jehovah efa nanapatapaka ny tehin’ ny ratsy fanahy. Dia ny tehina fanapahan’ ny mpanapaka,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The LORD hath broken the staff of the wicked, and the sceptre of the rulers.
In Context
Cross References
Proverbs 28:15Liona mierona sy bera miremby Ny mpanapaka ratsy fanahy amin’ ny olona reraka.
Isaiah 9:4Fa ny kiraron’ izay mitrevatreva fandeha eo amin’ ny fihorakorahan’ ny ady sy ny fitafiana mihosindra dia samy hodoroana, eny, ho kitay hatohoka amin’ ny afo izany.
Isaiah 14:29Aza mifaly, ry Filistia rehetra, saingy tapaka ny tsorakazo namely anao; fa avy ao an-kibon’ ny bibilava no hihavian’ ny menarana, ary ny aterany ho tonga menaran’ afo manidina.