Bokin'i Isaia 19:8
Dia hitomany ny mpaka hazandrano, ary hisaona ny mpamintana rehetra ao Neily, Ary ho reraka ny mpandatsaka harato amin’ ny rano.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
9Ho very fanantenana izay mandraotra rongony amin’ ny fihogo sy izay manenona hariry.
Cross References
Numbers 11:5Tsaroanay ny hazandrano izay nohaninay, maimaim-poana tany Egypta mbamin’ ny voatango sy tongolo samy hafa karazana.
Habakkuk 1:15Aingainy amin’ ny fintana izy rehetra, Samboriny amin’ ny haratony Ary sarihany amin’ ny harato tarihiny; Ka dia faly sy ravoravo izy.