Bokin'i Isaia 2:14
Sy ny tendrombohitra avo rehetra Sy ny havoana andrandraina
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And upon all the high mountains, and upon all the hills that are lifted up,
In Context
13Dia ny sedera rehetra any Libanona, izay avo sady andrandraina, Sy ny hazo ôka rehetra any Basana
15Sy ny tilikambo miringiringy rehetra Sy ny manda mafy rehetra
Cross References
Psalms 68:16Tendrombohitr’ Andriamanitra ny tendrombohitr’ i Basana. Tendrombohitra maro tampona ny tendrombohitr’ i Basana.
Isaiah 30:25Ary any amin’ ny tendrombohitra avo rehetra sy ny havoana andrandraina rehetra dia hisy ony sy ranovelona amin’ ny andro lehibe famonoana, dia amin’ ny andro hianjeran’ ny tilikambo.
2 Corinthians 10:5fa mandrava ny fisainana sy ny zavatra avo rehetra izay atsangana hanohitra ny fahalalana an’ Andriamanitra izahay ka mamabo ny hevitra rehetra hanaiky an’ i Kristy,