bible.software › Bokin'i Isaia › Bokin'i Isaia 22 › Bokin'i Isaia 22:10
Bokin'i Isaia 22:10
Isainareo ny trano any Jerosalema, ka dia ravanareo ny trano ho enti-manamafy ny manda.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And ye have numbered the houses of Jerusalem, and the houses have ye broken down to fortify the wall.
In Context
9Ary hilanareo fa banga be ihany ny tanànan’ i Davida; Ary mamory ny rano avy amin’ ny kamory ambany ianareo.
11Mihady lavaka famorian-drano eo anelanelan’ ny manda roa ianareo halenan ny rano avy amin’ ny kamory ela; Kanefa tsy mijery Izay efa nanomana izao zavatra izao ianareo, na mahita Izay nikasa azy hatry ny fony ela.
Read all of Bokin'i Isaia 22
Cross References
2 Chronicles 11:11Ary nanamafy ny tanàna mimanda izy sady nametraka mpanapaka tao aminy ary nanisy hanina sy diloilo ary divay betsaka.
Jeremiah 33:4Fa izao no lazain’ i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely; Ny amin’ ny trano amin’ ity tanàna ity sy ny amin’ ny lapan’ ny mpanjakan’ ny Joda, izay noravana noho ny tovon-tany sy ny sabatra,
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Isaia 22:10