Bokin'i Isaia 23:5
Rehefa re tany Egypta izany, Dia toran-kovitra izy noho ny nanjo an’ i Tyro.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
As at the report concerning Egypt, so shall they be sorely pained at the report of Tyre.
In Context
6Mità ho any Tarsisy ianareo; Midradradradrà, ry mponina amoron-tsiraka.
Cross References
Joshua 2:9ka nanao taminy hoe: Fantatro fa efa nomen’ i Jehovah anareo ny tany, ary efa latsaka aminay ny fahatahorana anareo, sady efa ketraka ny mponina rehetra amin’ ny tany noho ny tahotra anareo.
Ezekiel 26:15Izao no lazain’ i Jehovah Tompo amin’ i Tyro: Tsy hihorohoro va ny moron-dranomasina noho ny fikotrokotroky ny firodananao, raha mitrona ny voatrabaka, ary misy vonoana eo ampovoanao?
Ezekiel 28:19Ny firenena rehetra izay mahalala anao dia ho gaga anao; Ho tonga fampitahorana ianao ary tsy ho ao intsony mandrakizay.