Bokin'i Isaia 3:20
Na ny satroka, na ny rojo parapaingo, na ny fehin-kibo misy haingony, Na ny fitoeran-dranomanitra, na ny ody fanaony ravaka,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The bonnets, and the ornaments of the legs, and the headbands, and the tablets, and the earrings,
In Context
19Na ny kavina voavola, na ny rojo, na ny fisalobonana makarakara,
21Na ny peratra, na ny kavin’ orona,
Cross References
Exodus 32:2Ary hoy Arona taminy: Romboty ary ny kavim-bolamena, izay eny amin’ ny sofin’ ny vadinareo sy ny zanakareo-lahy ary ny zanakareo-vavy, ka ento etỳ amiko.
Ezekiel 16:12Ary nasiako kavina ny oronao sy ny sofinao ary satro-boninahitra tsara tarehy ny lohanao,