Bokin'i Isaia 30:23
Ary dia hanome ranonorana ho an’ ny voa nafafinao any an-tsaha Izy, sy mofo vokatry ny tany sady tsara no vokatra; Ary amin’ izany andro izany ny ombinao dia hihinana eny amin’ ny tany malalaka;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Cross References
Genesis 41:26Ny ombivavy fito tsara tarehy dia fito taona; ary ny salohim-bary fito vokatra koa dia fito taona; iray ihany ny nofy.
Leviticus 25:19Ary ny tany hahavoka-javatra dia hihinana ianareo ka ho voky, ary handry fahizay.
Leviticus 26:5Ary ny taom-pivelezanareo dia ho tratry ny taom-piotazam-boaloboka, ary ny taom-piotazam-boaloboka dia ho tratry ny taom-pamafazana dia hihinana ianareo ka ho voky; ary handry fahizay eo amin’ ny taninareo.
Psalms 36:8Endrey ny hatsaran’ ny famindram-ponao, Andriamanitra ô! ka mialoka eo amin’ ny aloky ny elatrao ny zanak’ olombelona.
Psalms 67:7Ny tany efa nahavokatra; mitahy antsika Andriamanitra, dia Andriamanitsika.
Psalms 107:35Mampody ny efitra ho rano monina Izy Sy ny tany maina ho loharano,