Bokin'i Isaia 32:12
Miteha-tratra izy, fa malahelo ny saha nahafinaritra sy ny voaloboka vokatra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
They shall lament for the teats, for the pleasant fields, for the fruitful vine.
In Context
Cross References
Deuteronomy 11:11Fa ny tany izay efa halehanareo holovana dia tany be tendrombohitra sy lohasaha sady mifoka rano avy amin’ ny ranonoran-danitra,
Isaiah 24:7Misaona ny ranom-boaloboka, milofika ny taro-boaloboka, misento avokoa ilay nifaly am-po;
Lamentations 4:3Na dia ny amboadia aza dia manolotra nono hampinonoany ny zanany; Fa ny oloko zanakavavy kosa dia efa masiaka toy ny ostritsa any an-efitra.
Ezekiel 20:15Ary Izaho dia nanangan-tanana taminy tany an-efitra koa fa tsy hitondra azy ho any amin’ ny tany efa nomeko azy, izay tondra-dronono sy tantely sady tena endriky ny tany rehetra,
Nahum 2:7Vohana ny vavahadin-drenirano, Ary reraka ny lapa.