The Bible Software
bible.software › Bokin'i Isaia › Bokin'i Isaia 35 › Bokin'i Isaia 35:3

Bokin'i Isaia 35:3

Ampaherezonareo ny tanana miraviravy, ary hatanjaho ny lohalika malemy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Strengthen ye the weak hands, and confirm the feeble knees.

In Context

2Mamony be dia be izy, eny, mifaly mihoby izy, ny voninahitr’ i Libanona dia homena azy mbamin’ ny hatsaran-tarehin’ i Karmela sy Sarôna, dia hahita ny voninahitr’ i Jehovah izy sy ny famirapiratan’ Andriamanitsika.

4Lazao amin’ izay reraka am-po: Mahereza, aza matahotra, indro, Andriamanitrareo ho avy mitondra famaliana, dia ny famalian’ Andriamanitra, eny, Izy tokoa no ho avy ka hamonjy anareo.

Read all of Bokin'i Isaia 35

Cross References

Judges 7:11dia ho renao izay lazain’ ny olona, ary rehefa afaka izany, dia hampaherezina ny tananao hidinanao any amin’ ny toby. Dia nidina niaraka tamin’ i Pora zatovony izy ho any an-tsisin’ ny olona efa voaomana hiady, izay teo amin’ ny toby.

Job 4:3Indro, efa nananatra ny maro ianao. Ary ny tanana miraviravy efa nampaherezinao;

Isaiah 40:1Ampionony, ampionony ny oloko, Hoy Andriamanitrareo;

Isaiah 57:14Ary Izy hilaza hoe: Manandrata, eny, manandrata ka manamboara lalana, esory izay mahatafintohina eny amin’ ny alehan’ ny oloko.

Zechariah 8:9Izao no lazain’ i Jehovah, Tompon’ ny maro: Aoka hatanjaka ny tananareo izay mandre izany teny izany amin’ izao andro izao avy amin’ ny vavan’ ny mpaminany, izay teo tamin’ ny andro nanaovana ny fanorenan’ ny tranon’ i Jehovah, Tompon’ ny maro, dia ny nanaovana ny tempoly.

Luke 22:43Ary nisy anjely avy tany an-danitra niseho teo aminy ka nampahery Azy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Isaia 35:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Isaia 35:2Bokin'i Isaia 35Bokin'i Isaia 35:4 →