bible.software › Bokin'i Isaia › Bokin'i Isaia 37 › Bokin'i Isaia 37:5
Bokin'i Isaia 37:5
Dia nankany amin’ Isaia ny mpanompon’ i Hezekia mpanjaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So the servants of king Hezekiah came to Isaiah.
In Context
4Angamba ho ren’ i Jehovah Andriamanitrao ny tenin-dRabsake, izay nirahin’ ny mpanjakan’ i Asyria tompony hihaika an’ Andriamanitra velona, ka mba hovaliany izy noho ny teny izay efa ren’ i Jehovah Andriamanitrao; koa aingao ny fivavakao hamonjy izay mbola sisa.
6Ary hoy Isaia taminy: Ambarao amin’ ny tomponareo hoe: Izao no lazain’ i Jehovah: Aza matahotra ny teny efa renao, dia izay nanompan’ iretsy ankizilahin’ ny mpanjakan’ i Asyria iretsy Ahy.
Read all of Bokin'i Isaia 37
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Isaia 37:5