Bokin'i Isaia 38:11
Hoy izaho: Tsy mba hahita an’ i Jehovah intsony aho. Eny, tsy mba hahita an’ i Jehovah ao amin’ ny velona intsony aho; Tsy mba hahita olona intsony aho, fa ho isan’ ny mponina any amin’ ny fiainan-tsi-hita.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Cross References
Psalms 6:4Ny fanahiko koa dia mangovitra loatra; fa Hianao, Jehovah ô, mandra-pahoviana?
Psalms 31:22Isaorana anie Jehovah; fa nataony mahagaga ny famindram-pony tamiko tao an-tanàna mimanda.
Ecclesiastes 9:5Fa fantatry ny velona fa ho faty izy; fa ny maty kosa tsy mba mahalala na inona na inona, ary tsy manana valim-pitia intsony izy; fa hadino ny fahatsiarovana azy.