Bokin'i Isaia 38:2
Dia nitodika nankany amin’ ny rindrina Hezekia ka nivavaka tamin’ i Jehovah
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then Hezekiah turned his face toward the wall, and prayed unto the LORD,
In Context
Cross References
Psalms 50:15Antsoy Aho amin’ ny andro fahoriana, dia hamonjy anao Aho, ka hanome voninahitra Ahy ianao.
Matthew 6:6Fa ianao kosa, raha mivavaka, dia midìra ao amin’ ny efi-tranonao, ka rehefa voarindrinao ny varavaranao, dia mivavaha amin’ ny Rainao, Izay ao amin’ ny mangingina; ary ny Rainao, Izay mahita ao amin’ ny mangingina no hamaly anao.