The Bible Software
bible.software › Bokin'i Isaia › Bokin'i Isaia 38 › Bokin'i Isaia 38:20

Bokin'i Isaia 38:20

Jehovah efa vonona hamonjy Ahy, Ka dia hitendry ny lokangako ao an-tranon’ i Jehovah izahay Amin’ ny andro rehetra iainanay.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The LORD was ready to save me: therefore we will sing my songs to the stringed instruments all the days of our life in the house of the LORD.

In Context

19Ny velona dia ny velona ihany no hidera Anao, tahaka izao izaho anio izao; Ny ray hampahalala ny zanany ny fahamarinanao.

21Ary hoy Isaia: Makà ampempan’ aviavy, ary apetaho amin’ ny vay izany, mba ho sitrana izy.

Read all of Bokin'i Isaia 38

Cross References

Psalms 9:13Fa izay manadin-drà dia mahatsiaro ny ory; tsy manadino ny fitarainany Izy.

Psalms 30:11Mihainoa, Jehovah ô, ka mamindrà fo amiko; Jehovah ô, aoka ho Mpamonjy ahy Hianao.

Psalms 51:15Dia hampianatra ny olon-diso ny lalanao aho; ary ny mpanota hampiverenina aminao.

Psalms 68:25Efa hita ny fandehananao, Andriamanitra ô, dia ny fandehanan’ Andriamanitro, Mpanjakako, ao amin’ ny fitoerana masìna.

Psalms 116:17Hianao no haterako fanati-pisaorana, Ary ny anaran’ i Jehovah no hantsoiko.

Psalms 145:2Hankalaza Anao isan’ andro aho sy hidera ny anaranao mandrakizay doria.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Isaia 38:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Isaia 38:19Bokin'i Isaia 38Bokin'i Isaia 38:21 →