bible.software › Bokin'i Isaia › Bokin'i Isaia 38 › Bokin'i Isaia 38:4
Bokin'i Isaia 38:4
Dia tonga tamin’ Isaia ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then came the word of the LORD to Isaiah, saying,
In Context
3hoe: Jehovah ô, enga anie ka hotsarovanao ny nandehanako teo anatrehanao tamin’ ny fahamarinana sy tamin’ ny foko rehetra ary ny nanaovako izay tsara eo imasonao Dia nitomany mafy dia mafy izy.
5Mandehana, ka lazao amin’ i Hezekia hoe: Izao no lazain’ i Jehovah, Andriamanitr’ i Davida rainao: Efa nohenoiko ny fitarainanao, ary efa hitako ny ranomasonao; indro, hampiako dimy ambin’ ny folo taona ny andronao,
Read all of Bokin'i Isaia 38
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Isaia 38:4