Bokin'i Isaia 40:26
Asandrato ny masonareo, ka mijere; Iza no nahary ireny? Izy no mamoaka ny antokony araka ny isany sy miantso azy rehetra amin’ ny anarany avy noho ny haben’ ny fahatanjahany sy ny heriny tsy toha, ka tsy misy diso ireny na dia iray akory aza.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
25Koa ampitovinareo amin’ iza moa Aho, hitahako aminy? Hoy ny Iray Masìna.
Cross References
Genesis 2:1Dia vita ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra ao aminy.
Job 31:26Raha tàhiny aho nijery ny masoandro, raha namirapiratra izy, na ny volana, raha nandeha tamin’ ny fangarangarany izy,
Psalms 19:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 89:11Hianao nanorotoro an-dRahaba ho tahaka izay voavono; Ny sandrinao mahery no nampielezanao ny fahavalonao.
Psalms 119:91Hanefa ny fitsaranao no itoerany mandraka androany; Fa mpanomponao ny zavatra rehetra.
Psalms 148:3Miderà Azy, ry masoandro amam-bolana; Miderà Azy, ry kintana mazava rehetra.