bible.software › Bokin'i Isaia › Bokin'i Isaia 41 › Bokin'i Isaia 41:3
Bokin'i Isaia 41:3
Mipaoka ireo izy ka mandroso soa aman-tsara any amin’ izay lalana tsy mbola nodiavin’ ny tongony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He pursued them, and passed safely; even by the way that he had not gone with his feet.
In Context
2Iza no nanaitra avy any atsinanana ilay nomban’ ny fahamarinana tamin’ ny diany rehetra, ary nanolotra ny firenena ho eo anatrehany, ka nampanapahiny ireo mpanjaka izy? Iza no nanao ny sabany ho tahaka ny vovoka, ary ny tsipìkany ho tahaka ny vodivary voapaoka?
4Iza moa no nanao sy nahavita izany, sady miantso ny taranaka maro hatramin’ ny taloha? Izaho Jehovah no voalohany, ary hatramin’ ny farany dia mbola Izaho ihany no Izy.
Read all of Bokin'i Isaia 41
Cross References
Job 5:24Ary ho hitanao fa ny fiadanana no lainao; Ary raha mizaha ny kijanao ianao, dia ho hitanao fa tsy misy very ny ao;
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Isaia 41:3