Bokin'i Isaia 42:2
Tsy hiantsoantso Izy, na hanandratra ny feony, na hanao izay handrenesana ny feony eny an-dalana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He shall not cry, nor lift up, nor cause his voice to be heard in the street.
In Context
Cross References
Zechariah 9:9Mifalia indrindra, ry Ziona zanakavavy; Manaova feo fifaliana, ry Jerosalema zanakavavy; Indro, ny Mpanjakanao avy ho anao; Marina Izy sady manam-pamonjena, Malemy fanahy sady mitaingina boriky Dia zana-boriky tanora.
Matthew 12:16ary nandrara azy Izy tsy hanao izay hahafantarana Azy,
2 Timothy 2:24Ary tsy mety raha miady ny mpanompon’ ny Tompo, fa ho malemy fanahy amin’ ny olona rehetra, mahay mampianatra, mahalefitra,