Bokin'i Isaia 46:8
Tsarovy izany ka mahereza ianareo eritrereto tsara izany, ry mpiodina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Remember this, and shew yourselves men: bring it again to mind, O ye transgressors.
In Context
Cross References
Deuteronomy 32:29Enga anie ka hendry izy mba hahalala izao Ka hahafantatra izay ho farany.
Psalms 135:18Ho tahaka azy izay manao azy Sy izay rehetra matoky azy.
Isaiah 47:7Ary hoy ianao: Ho tompovavy mandrakizay Aho; ka dia tsy nandatsaka am-po izany zavatra izany ianao, na nitsapa izay hiafarany.
Ezekiel 18:28Raha mahita izy ka miala amin’ ny fahadisoana rehetra izay nataony, dia ho velona tokoa izy, fa tsy ho faty.
Haggai 1:7Izao no lazain’ i Jehovah, Tompon’ ny maro: Hevero ny lalanareo.
1 Corinthians 14:20Ry rahalahy, aza mba ho zaza amin’ ny fahalalana; raha amin’ ny lolompo dia aoka ho zaza-bodo aza, fa amin’ ny fahalalana kosa dia aoka ho lehilahy tokoa.