Bokin'i Isaia 48:22
Tsy misy fiadanana ho an’ ny ratsy fanahy, hoy Jehovah.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
There is no peace, saith the LORD, unto the wicked.
In Context
Cross References
2 Kings 9:19Dia naniraka mpitaingin-tsoavaly fanindroany Jorama, ary nony tonga teny koa izy, dia nanao hoe: Izao no tenin’ ny mpanjaka: Fihavanana va? Ary Jeho namaly hoe: Ahoanao izay fihavanana? fa mankanesa ato aoriako ianao.
Isaiah 57:20Fa ny ratsy fanahy dia tahaka ny ranomasina misamboaravoara, eny, tsy mety tafatoetra izy, ka ny ranony dia mamoaka loto sy fotaka.
Isaiah 66:24Ary hivoaka izy ireny ka hijery ny fatin’ ny olona izay efa niodina tamiko; Fa ny kankany tsy ho faty, ary ny afony tsy hovonoina, Ary hataon’ ny nofo rehetra ho fahavetavetana izy.
Romans 3:17Ary ny lalan’ ny fiadanana dia tsy fantany;