Bokin'i Isaia 48:6
Efa renao, ka dia jereo izany rehetra izany, moa ianareo tsy hanambara izany va? Mampandre anao zava-baovao kosa Aho hatramin’ izao, dia zavatra miafina izay tsy fantatrao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Cross References
Psalms 40:9Ny hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô, no sitrako; ary ny lalanao no ato anatiko.
Psalms 78:3Izay efa rentsika sy fantatsika, ary nambaran’ ny razantsika tamintsika,
Psalms 119:13Ny molotro no nentiko nilaza Ny fitsipika rehetra naloaky ny vavanao.
Isaiah 21:10Ry ahy voavely toy ny vary teo am-pamoloako ô! Izay efa reko tamin’ i Jehovah, Tompon’ ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, no nambarako taminareo.
Isaiah 42:9Ny amin’ ny zavatra taloha, dia indreo, efa miseho; Ary zava-baovao kosa no toriko izao; Na dia tsy mbola miposaka aza ireny, dia ambarako aminareo.
Isaiah 43:8Ento mivoaka ny olona jamba mana-maso sy ny marenina manan-tsofina.