The Bible Software
bible.software › Bokin'i Isaia › Bokin'i Isaia 49 › Bokin'i Isaia 49:14

Bokin'i Isaia 49:14

Fa hoy Ziona’ Jehovah efa nahafoy ahy, ary ny Tompoto efa nanadino ahy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But Zion said, The LORD hath forsaken me, and my Lord hath forgotten me.

In Context

13Mihobia, ry lanitra! Ary mifalia, ry tany! Ka velomy ny hoby, ry tendrombohitra! Fa Jehovah efa nampionona ny olony sy mamindra fo amin’ ny olony mahantra.

15Mety manadino ny zanany minono va ny vehivavy ka tsy hamindra fo amin’ ny zanaka naloaky ny kibony? Eny, mety manadino ihany izy, Fa Izaho kosa tsy mba manadino anao.

Read all of Bokin'i Isaia 49

Cross References

Psalms 22:1Ho an’ ny mpiventy hira. Alaieleth-hasahara. Salamo nataon’ i Davida.

Psalms 77:6Nihevitra ny andro fahiny aho, dia ny taon-dasa ela.

Isaiah 40:27Nahoana no miteny ianao, ry Jakoba ô, ary milaza ianao, ry Isiraely ô, hoe: Miafina tsy hitan’ i Jehovah ny lalako, ary mihelina tsy hitan’ Andriamanitro ny rariny tokony ho ahy?

Jeremiah 23:39Dia, indro, hanadino anareo tokoa Aho sady hanary anareo mbamin’ ny tanàna izay nomeko anareo sy ny razanareo tsy ho eo anatrehako;

Lamentations 5:20Ahoana no dia anadinoanao anay mandrakizay sy ahafoizanao anay andro lava?

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Isaia 49:14

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Isaia 49:13Bokin'i Isaia 49Bokin'i Isaia 49:15 →