bible.software › Bokin'i Isaia › Bokin'i Isaia 50 › Bokin'i Isaia 50:3
Bokin'i Isaia 50:3
Tafiako fahamaintisana ny lanitra, ary lamba fisaonana no ataoko fisaronany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I clothe the heavens with blackness, and I make sackcloth their covering.
In Context
2Nahoana no tsy nisy olona, fony tonga Aho, ary tsy nisy namaly, fony niantso Aho? Moa fohy tokoa va ny tanako ka tsy mahavonjy, ary moa tsy manan-kery ho enti-manafaka va Aho? Indro, amin’ ny teny mafy ataoko no andritako ny ranomasina sy anaovako ny ony ho efitra; ary maimbo ny hazandranony noho ny tsi-fisian’ ny rano sady matin-ketaheta.
4Jehovah Tompo nanome Ahy ny lelan’ ny efa mahay, mba hahaizako manao teny hampahatanjaka izay reraka; ampandrenesiny isa-maraina isa-maraina, eny, ampandrenesiny ny sofiko hihaino tahaka ny efa mahay
Read all of Bokin'i Isaia 50
Cross References
Psalms 18:11Dia nitaingina kerobima Izy ka nanidina; eny, nanidina faingana tamin’ ny ela-drivotra Izy.
Isaiah 8:22Ary hijery ny tany izy, ka indro fahoriana sy fahamaizinana ary manjombona mahafadiranovana, Ary horoahina ho any amin’ ny aizim-pito izy.
Matthew 27:45Ary hatramin’ ny ora fahenina ka hatramin’ ny ora fahasivy dia maizina ny tany rehetra.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Isaia 50:3