Bokin'i Isaia 66:13
Tahaka ny olona ampiononin-dreniny No hampiononako anareo; Eny, ao Jerosalema no hampiononana anareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
As one whom his mother comforteth, so will I comfort you; and ye shall be comforted in Jerusalem.
In Context
Cross References
Isaiah 40:1Ampionony, ampionony ny oloko, Hoy Andriamanitrareo;
Isaiah 51:12Izaho dia Izaho no mpampionona anareo, koa nahoana ianao no dia matahotra ny zanak’ olombelona mety maty sy ny zanak’ olona hatao tahaka ny ahitra
Isaiah 66:10Miaraha mifaly amin’ i Jerosalema, Ary miravoravoa aminy ianareo rehetra izay tia azy; Aoka hiara-mifaly aminy tokoa Hianareo rehetra izay malahelo noho ny aminy,
1 Thessalonians 2:7Fa nalemy fanahy teo aminareo izahay, tahaka ny reny mitaiza ny zanany naterany,