Bokin'i Isaia 7:12
Fa hoy Ahaza: Tsy hangataka aho, fa tsy haka fanahy an’ i Jehovah
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But Ahaz said, I will not ask, neither will I tempt the LORD.
In Context
Cross References
Deuteronomy 6:16Aza maka fanahy an’ i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, tahaka ilay nakanareo fanahy Azy tao Masa.
2 Chronicles 28:22Ary tamin’ ny andro nampahoriana azy dia mbola nanao izay nahadiso amin’ i Jehovah ihany io Ahaza mpanjaka io.
Malachi 3:15Ary ankehitriny isika dia midera ny mpirehareha hoe sambatra; eny, voaorina tsara izay nanao ratsy, sady efa naka fanahy an’ Andriamanitra izy, nefa afa-nandositra ihany.
1 Corinthians 10:9Ary aoka tsy haka fanahy ny Tompo isika, tahaka ny nakan’ ny sasany tamin’ ireny fanahy Azy, ka matin’ ny menarana ireny.