The Bible Software
bible.software › Bokin'i Isaia › Bokin'i Isaia 7 › Bokin'i Isaia 7:24

Bokin'i Isaia 7:24

Zana-tsipìka sy tsipìka no ho entin’ izay miditra ao, satria rakotry ny hery sy ny tsilo ny tany rehetra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

With arrows and with bows shall men come thither; because all the land shall become briers and thorns.

In Context

23Ary amin’ Izany andro izany dia ho rakotry ny hery sy ny tsilo Ny tany rehetra izay nisy voaloboka arivo nahazo sekely arivo.

25Ary ny tanety rehetra izay nohevoina tamin’ ny angady dia tsy ho azonao diavina noho ny fahatahorana ny hery sy ny tsilo; Fa ho falehan’ ny omby sy ho voahitsakitsaky ny ondry aman’ osy izany.

Read all of Bokin'i Isaia 7

Cross References

Genesis 3:18Ary haniry tsilo sy hery ho anao izy; ary hohaninao ny anana famboly.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Isaia 7:24

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Isaia 7:23Bokin'i Isaia 7Bokin'i Isaia 7:25 →