bible.software › Bokin'i Isaia › Bokin'i Isaia 9 › Bokin'i Isaia 9:10
Bokin'i Isaia 9:10
Ary Jehovah manandratra ny rafilahin-dRezina hihoatra azy Ary mamporisika ny fahavalony,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The bricks are fallen down, but we will build with hewn stones: the sycomores are cut down, but we will change them into cedars.
In Context
9Biriky no efa nirodana, fa vato voapaika kosa no harafitsika; Aviavy no voakapa, fa sedera kosa no hasolontsika azy.
11Dia ny Syriana avy any atsinanana sy ny Filistina avy any andrefana; Ary misanasana vava mandrapaka ny Isiraely ireo. Kanefa, na dia izany rehetra izany aza, dia tsy mbola afaka ihany ny fahatezerany, Fa mbola mihinjitra ihany ny tanany.
Read all of Bokin'i Isaia 9
Cross References
1 Kings 7:9Izany rehetra izany dia vato tsara avokoa voapaika araka ny marika, sady voatsofa ny atiny sy ny ivelany, hatramin’ ny fanambaniny ka hatramin’ ny tongolany, ary teo ivelany koa hatramin’ ny kianja lehibe.
2 Kings 16:9Dia nanaiky ny teniny ny mpanjakan’ i Asyria ka niakatra hamely an’ i Damaskosy ary nahafaka azy; dia nentiny ho any Kira ny olona nobaboiny, fa Rezina kosa novonoiny.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Isaia 9:10