Epistily nosoratan'i Jakoba 1:19
Fantatrareo izany, sy rahalahy malalako. Kanefa aoka ny olona rehetra halady hihaino ho malai-miteny, ho malain-ko tezitra;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Wherefore, my beloved brethren, let every man be swift to hear, slow to speak, slow to wrath:
In Context
20fa ny fahatezeran’ ny olona tsy ahefana izay marina eo imason’ Andriamanitra.
Read all of Epistily nosoratan'i Jakoba 1
Cross References
Numbers 22:27Ary ny boriky nahita ilay Anjelin’ i Jehovah, dia nandry teo ambanin’ i Balama; ary nirehitra ny fahatezeran’ i Balama ka nikapoka ny boriky tamin’ ny tehina izy.
Nehemiah 8:12Dia nandeha ny olona rehetra hihinana sy hisotro sy hanatitra anjara ho an’ ny sasany ary hifaly indrindra, satria azony tsara ny teny izay notorina taminy.
Nehemiah 9:3Ary nitsangana teo amin’ ny fitoerany avy izy, dia namaky ny teny tao amin’ ny bokin’ ny lalàn’ i Jehovah Andriamaniny tamin’ ny ampahefatry ny andro; ary tamin’ ny ampahefatry ny andro koa dia nitsotra sy niankohoka teo anatrehan’ i Jehovah Andriamaniny izy.
Job 32:16Hangina va aho, raha tsy miteny izy ireo, fa mijanona foana izy ka tsy mamaly intsony?
Proverbs 10:19Ny teny maro tsy ilaozan’ izay ota; Fa izay mahatana ny molony no hendry.
Proverbs 14:17Izay malaky tezitra dia manao adaladala; Ary ny olona mamoron-tsain-dratsy dia ankahalaina.