bible.software › Epistily nosoratan'i Jakoba › Epistily nosoratan'i Jakoba 3 › Epistily nosoratan'i Jakoba 3:11
Epistily nosoratan'i Jakoba 3:11
Moa ny loharano va mamoaka rano mamy sy mangidy eo amin’ ny vavany iray ihany?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Doth a fountain send forth at the same place sweet water and bitter?
In Context
10Ny vava iray ihany no ivoahan’ ny fisaorana sy ny fanozonana. Ry rahalahiko, tsy mety raha misy izany.
12Ry rahalahiko, ny aviavy va mety mamoa voan’ oliva, na ny voaloboka mamoa voan’ aviavy? Toy izany ny rano masirasira tsy mba ivoahan’ ny mamy.
Read all of Epistily nosoratan'i Jakoba 3
This Verse In Other Editions
Study Epistily nosoratan'i Jakoba 3:11