Bokin'i Jeremia 14:1
Ny tenin’ i Jehovah izay tonga tamin’ i Jeremia ny amin’ ny mosary.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The word of the LORD that came to Jeremiah concerning the dearth.
In Context
Read all of Bokin'i Jeremia 14
Cross References
Jeremiah 3:3Ka dia voasakana ny orana mivatravatra, sady tsy tonga ny fara-orana; Ary ny handrinao dia handrin’ ny vehivavy janga ka tsy manan-kenatra.
Jeremiah 17:8Fa ho toy ny hazo ambolena eo amoron-drano izy, izay mamaka eo anilan’ ny rano mandeha, ka tsy hatahotra, na dia avy aza ny hainandro, sady ho maitso ny raviny, ka tsy hanahy izy, na dia mihantona aza ny andro, fa tsy hitsahatra ny famoany.