Bokin'i Jeremia 16:1
Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The word of the LORD came also unto me, saying,
In Context
2Aza manam-bady ianao, ary aoka tsy hanan-janakalahy na zanakavavy amin’ ity tany ity.
Read all of Bokin'i Jeremia 16
Cross References
Jeremiah 1:2izay nanambarana ny tenin’ i Jehovah tamin’ ny andron’ i Josia, zanak’ i Amona, mpanjakan’ ny Joda, tamin’ ny taona fahatelo ambin’ ny folo nanjakany,
Jeremiah 2:1Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah hoe: