Bokin'i Jeremia 2:12
Talanjona amin’ izany ry lanitra! Ary matahora, ka mangorohoroa indrindra, ianareo! hoy Jehovah;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Be astonished, O ye heavens, at this, and be horribly afraid, be ye very desolate, saith the LORD.
In Context
Cross References
Isaiah 1:2Mandrenesa, ry lanitra, ary mihainoa, ry tany, Fa Jehovah no miteny hoe: Efa nitaiza sy nahalehibe zaza Aho, Kanjo niodina tamiko ireo.
Jeremiah 6:19Henoy, ry tany! Indro, Izaho hahatonga loza amin’ ity firenena ity, dia ny vokatry ny heviny ihany; Fa tsy nihaino ny teniko izy, ary nolaviny ny lalàko.
Jeremiah 22:29Ry tany! ry tany! ry tany! Henoy ny tenin’ i Jehovah.
Matthew 27:45Ary hatramin’ ny ora fahenina ka hatramin’ ny ora fahasivy dia maizina ny tany rehetra.