Bokin'i Jeremia 2:14
Moa mpanompo va Isiraely? Ompikely va izy? Koa nahoana no voababo izy?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Is Israel a servant? is he a homeborn slave? why is he spoiled?
In Context
Cross References
Genesis 15:3Ary hoy koa Abrama: Indro, izaho tsy nomenao fara handimby, ka, indro, ny anankiray amin’ ny ato an-tranoko no handova ahy.
Ecclesiastes 2:7nahazo ankizilahy sy ankizivavy aho sady nanana ompikely; ary nanana fananana be aho, dia omby sy ondry aman’ osy mihoatra noho izay rehetra talohako teto Jerosalema.