bible.software › Bokin'i Jeremia › Bokin'i Jeremia 29 › Bokin'i Jeremia 29:30
Bokin'i Jeremia 29:30
Dia tonga tamin’ i Jeremia ny tenin’ i Jehovah hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then came the word of the LORD unto Jeremiah, saying,
In Context
29Ary Zefania mpisorona namaky izany taratasy izany teo anatrehan’ i Jeremia mpaminany.
31Maniraha ho any amin’ ny babo rehetra, ka lazao aminy hoe: Izao no lazain’ i Jehovah ny amin’ i Semaia Nehelamita: Noho ny naminanian’ i Semaia taminareo, kanefa tsy nirahiko izy tsinona, fa nampitoky anareo tamin’ ny lainga
Read all of Bokin'i Jeremia 29
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Jeremia 29:30