Bokin'i Jeremia 32:14
Izao no lazain’ i Jenovah, Tompon’ ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Ento ireto taratasy ireto, dia ireto taratasy misy ny fanekena amin’ ny vidin-tany, dia ilay misy tombo-kase, mbamin’ ny taratasy mivelatra, ary ataovy ao anaty vilany tany izy mba haharitra ela.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
13Ary nandidy an’ i Baroka teo anatrehan’ ireo aho nanao hoe:
Read all of Bokin'i Jeremia 32
Cross References
Jeremiah 19:1Izao no lazain’ i Jehovah: Andeha mividy tavoara tanimanga, ary makà anti-panahy amin’ ny vahoaka sy anti-panahy amin’ ny mpisorona,