Bokin'i Jeremia 35:10
fa efa nitoetra an-day izahay araka izay rehetra nanafaran’ i Jonadaba razanay anay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
9ary tsy hanao trano hitoeranay, na hanana tanimboly, na saha, na voan-javatra izahay;
Read all of Bokin'i Jeremia 35
Cross References
Leviticus 23:42Ao amin’ ny trano rantsan-kazo no hitoeranareo hafitoana; ny tompon-tany rehetra amin’ ny Zanak’ Isiraely dia samy hitoetra ao amin’ ny trano rantsan-kazo avokoa,
Jeremiah 35:7ary aza manao trano ianareo, na mamafy voan-javatra, na manao tanim-boaloboka, na mety hanana izany akory, fa lay no itoeronareo amin’ ny andronareo rehetra, mba ho ela velona ianareo amin’ ny tany izay ivahinianareo.