bible.software › Bokin'i Jeremia › Bokin'i Jeremia 35 › Bokin'i Jeremia 35:12
Bokin'i Jeremia 35:12
Dia tonga tamin’ i Jeremia ny tenin’ i Jehovah hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then came the word of the LORD unto Jeremiah, saying,
In Context
11Fa raha nananika ny tany Nebokadnezara, mpanjakan’ i Babylona. Dia hoy izahay: Andeha isika hankany Jerosalema handositra ny miaramilan’ ny Kaldeana sy ny miaramilan’ ny Syriana, ka dia izany no itoerany eto Jerosalema.
13Izao no lazain’ i Jehovah, Tompon’ ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Andeha, lazao amin’ ny Joda sy amin’ ny mponina any Jerosalema hoe: Tsy hino anatra hitandrina ny teniko va ianareo? hoy Jehovah.
Read all of Bokin'i Jeremia 35
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Jeremia 35:12