bible.software › Bokin'i Jeremia › Bokin'i Jeremia 37 › Bokin'i Jeremia 37:11
Bokin'i Jeremia 37:11
Ary raha niala tany Jerosalema ny miaramilan’ ny Kaldeana noho ny amin’ ny miaramilan’ i Farao,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And it came to pass, that when the army of the Chaldeans was broken up from Jerusalem for fear of Pharaoh’s army,
In Context
10Fa na dia mamely ny miaramilan’ ny Kaldeana rehetra izay miady aminareo aza ianareo, ka izay voalefona no ho sisa velona, ireo aza dia samy hitsangana avy ao anaty lainy ka handoro ity tanàna ity amin’ ny afo.
12dia nivoaka Jeremia avy tao Jerosalema hankany amin’ ny tanin’ ny Benjamina mba handray izay anjarany eo amin’ ny vahoaka.
Read all of Bokin'i Jeremia 37
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Jeremia 37:11