bible.software › Bokin'i Jeremia › Bokin'i Jeremia 38 › Bokin'i Jeremia 38:24
Bokin'i Jeremia 38:24
Dia hoy Zedekia tamin’ i Jeremia: Aoka tsy ho ren’ olona ary izany teny izany, mba tsy ho faty ianao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then said Zedekiah unto Jeremiah, Let no man know of these words, and thou shalt not die.
In Context
23Ny vadinao rehetra sy ny zanakao dia ho entina mivoaka ho any amin’ ny Kaldeana; ary ianao tsy ho afa-mandositra ny tànany, fa ho azon’ ny tanan’ ny mpanjakan’ i Babylona; ary noho ianao no handoroana ity tanàna ity amin’ ny afo.
25Fa raha ren’ ny mpanapaka fa niresaka taminao aho, ary tonga aminao izy ka manao aminao hoe: Ambarao aminay ankehitriny izay nolazainao tamin’ ny mpanjaka, aza afenina anay, fa tsy hamono anao izahay; ary ambarao koa izay nolazain’ ny mpanjaka taminao;
Read all of Bokin'i Jeremia 38
Cross References
Jeremiah 37:17dia naniraka haka azy Zedekia mpanjaka; ary ny mpanjaka nanontany azy mangingina tao an-tranony nanao hoe: Moa misy teny avy tamin’ i Jehovah tokoa va? Dia hoy Jeremia: Eny, misy; ary hoy koa izy: Hatolotra eo an-tànan’ ny mpanjakan’ i Babylona ianao.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Jeremia 38:24