bible.software › Bokin'i Jeremia › Bokin'i Jeremia 41 › Bokin'i Jeremia 41:4
Bokin'i Jeremia 41:4
Ary nony ampitson’ ny andro namonoana an’ i Gedalia, raha tsy mbola nisy olona nahalala izany,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And it came to pass the second day after he had slain Gedaliah, and no man knew it,
In Context
3Ary ny Jiosy rehetra izay tao aminy, dia izay tao amin’ i Gedalia tao Mizpa, sy ny Kaldeana izay hita tao ary ny miaramila dia novonoin’ Isimaela avokoa.
5dia nisy valo-polo lahy avy tany Sekema sy Silo ary Samaria, izay samy mihara-bolom-bava, sady voatriatra ny fitafiany, ary voatetika ny tenany, nitondra fanatitra sy ditin-kazo mani-pofona teny an-tànany ho entina ao an-tranon’ i Jehovah.
Read all of Bokin'i Jeremia 41
Cross References
Psalms 52:1Ho an’ ny mpiventy hira. Maskila nataon’ i Davida,
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Jeremia 41:4