Bokin'i Jeremia 41:9
Ary ilay lavaka nanarian’ Isimaela ny fatin’ ny olona rehetra, izay novonoiny ho eo anilan’ i Gedalia, dia ilay efa nataon’ i Asa mpanjaka mba hiereny an’ i Basa, mpanjakan’ ny Isiraely, dia nofenoin’ Isimaela, zanak’ i Netania, faty.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'i Jeremia 41
Cross References
Joshua 10:16Ary nandositra ny mpanjaka dimy ka niery tao anatin’ ilay zohy any Makeda.
1 Samuel 13:6Ary nony hitan’ ny lehilahy amin’ ny Isiraely fa poritra izy (fa efa ory indrindra ny olona), dia nijery tany an-johy sy tany amin’ ny kirihitrala sy tany, amin’ ny harambato sy tany amin’ ny fierena ary tany amin’ ny lavaka famorian-drano izy.
1 Samuel 14:22Ary ny lehilahy rehetra amin’ ny Isiraely izay niery tany amin’ ny tany havoan’ i Efraima, raha nandre ny nandosiran’ ny Filistina, dia nanenjika azy fatratra koa tamin’ ny ady.
2 Samuel 17:9Fa, indro, miery any an-davaka anankiray izy izao, na ao amin’ ny fitoerana hafa; ka raha misy resiny amin’ ny voalohany, izay mandre izany dia hanao hoe: Nahafatesana ny olona manaraka an’ i Absaloma,
1 Kings 15:22Ary Asa mpanjaka kosa nampandre ny Joda rehetra (tsy nisy tsy nampandrenesiny); ary dia nesorin’ ny olona ny vato sy ny hazo tao Rama, izay naorin’ i Basa; ary nentin’ i Asa mpanjaka nanamboatra an’ i Geban’ i Benjamina sy Mizpa kosa izany.
Hebrews 11:38(nefa izao tontolo izao tsy miendrika ho nitoerany akory) dia nirenireny tany an-efitra sy tany an’ tendrombohitra sy tany an-johy ary tao an-dava-tany izy.