Bokin'i Jeremia 42:13
Fa raha hoy kosa ianareo: Tsy honina amin’ ity tany ity izahay, ka tsy hihaino ny feon’ i Jehovah Andriamanitrareo ianareo,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But if ye say, We will not dwell in this land, neither obey the voice of the LORD your God,
In Context
Read all of Bokin'i Jeremia 42
Cross References
Exodus 5:2Fa hoy Farao: Iza moa Jehovah, no hekeko teny handefasako ny Isiraely? tsy fantatro izay Jehovah, ka tsy halefako ny Isiraely.
Jeremiah 44:16Raha ny amin’ ilay teny voalazanao taminay tamin’ ny anaran’ i Jehovah, dia tsy hihaino anao izahay.